Prediction

Safidio kisary ho faritra eo amin'ny sarintany (kely araka izay hakinao) ary miverina aminao lisitra zavamaniry azo jerena ao.

Ho an'ny karazana rehetra, miverina aminao ihany koa ny isan'ny fisian'ny zavamaniry ao amin'ny faritra nosafidiana (raha misy izany) amin'alalan'ny fampiasana ny GBIF portal API.