Credits
Fifandraisana
Araho izahay
- Facebook PlantNetProject
- Twitter @PlantNetProject
- Web plantnet.org
- Discord Pl@ntNet
Tohano izahay
Fanontaniana Siantifika (fifantenana)
- Joly A. et al., 2015. A look inside the Pl@ntNet experience. Multimedia Systems, Springer Verlag, 2015, pp.16.
- Bonnet P. et al., 2015. Plant identification: man vs. machine. Multimedia Tools and Applications, 1-19.
- Joly A. et al., 2014. Interactive plant identification based on social image data. Ecological Informatics, Elsevier, 2014, 23, pp.22-34.
- Goëau H. et al., 2014. Pl@ntNet Mobile 2014: Android port and new features. Demonstration. ACM Conference on Multimedia Retrieval (ICMR) 2014.
Konsorsiam Pl@ntNet
Ny tetikasa Pl@ntNet dia tanterahina araka ny fifanarahana konsortiam eo amin'ny CIRAD, INRAE, INRIA ary IRD, ary ny fifanarahana famatsiam-bola misaraka eo amin'ny Agropolis Fondation sy ny fikambanana fikarohana notonona anarana tetsy ambony. Hatramin'ny 2015, ny fanentanana Pl@ntNet dia tohanan'ny programa fampiasam-bola hoavy Floris'Tic, miaraka amin'ny konsorsiam toy izao: Agropolis Fondation, Tela Botanica, INRIA, CIRAD, CNRS, INRAE, IRD ary ny Oniversiten'i Montpellier.
Elo
Sary voalahatra ao amin'ny tahirin-kevitra manondro dia omena amin'ny an-tsitrapo avy amin'ny Tela Botanica anisan'izany i Benoît Bock sy Jean-Luc Tasset avy amin'ny PhotoFlora (photoflora.free.fr), ary koa ireo mpandray anjara amin'ny Encyclopedia of Life (eol.org).